|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  isaky
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe isaka
Ohatra  3  Nisy farafara 6 isaky ny efitra. [2.356#]
4  Ka isaky ny misy sorona dia avoaka izy. [2.606#]

Teny iditra (2/3)5  isaky
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 amitié particulière. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)8  isaky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 isa [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  11 Akisy, isaky, 12 isika, ïsika, 13 saiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27