|
|
|
|

Teny iditra1  isaonana
Fototeny  2 saona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4 to be mourned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 dont on est endeuillé [1.8]
[1.3#577]
Ohatra  6  Maty tsy isaonana toy ny amboan' ny mpamosavy. [2.69#]
7  Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; [2.996#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12