|
|
|
|

Teny iditra1  isehoana
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#595]
Ohatra  4  Ireny no isehoana fa tsy mena-mitaha amin' ny hafa akory ny tena. [2.445#]
5  noho izany dia mamonjy ny feo hafa azony isehoana kokoa izy, raha ambanimbany sy tsotsotra loatra ny paritra misy azy. [2.436#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09