|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  isitra
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [1.1]

Teny iditra (2/2)4  isitra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  13 asitry, isitra, 14 riatsy, 15 siatry, 16 Sitray, 17 tsiary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19