|
|
|
|

Teny iditra1  Italia
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 Italy [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Italie [3.1]
Ohatra  5  Fifanekena ara-barotra tamin' Etazonia sy tamin' italia. [2.270#]
6  Rehefa afaka volana vitsivitsy izahay, hoy izy, dia hiampita any italia. [2.356#]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  italianina
Lahatsoratra  9 Randzavola: Italia ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12