|
|
|
|

Teny iditra1  itehenana
Fototeny  2 tehina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#693]
Ohatra  4  Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany. [2.470#50]
5  Malahelo tarehy sy vinibinitra no fijery azy, ary misy lefona maranitea atsatony itehenana eo anoloany. [2.587#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  itehenana, 10 itenehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12