|
|
|
|

Teny iditra1  itoerana
Fototeny  2 toetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4 to be abided in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#707]
5 où l'on séjourne [1.8]
Ohatra  6  Any Toamasina no itoerany (C'est à Tamatave qu'il habite, qu'il reste, qu'il demeure) [1.3]
7  Eo ambony latabatra no itoeran' ny boky (Les livres sont placés sur la table, se trouvent sur la table) [1.3]
8  Koa raha tsy miray hina hanohitra isika, dia ho levony mihitsy ny trano itoerana sy ny fananana, ary ho lasany ho babo ny tena sy ny fananana. [2.588#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ierotana, 15 ioretana, itoerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02