|
|
|
|

Teny iditra1  itsiana
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Ohatra  3  Nahoana hianao ry itsiana no mihevihevy toy ny nahandro vary an-keniheny? [2.131#]
4  izany teniko izany iky, ry itsiana, tsy iarahako misalahy amin' ny kilonga e! [2.857#]
Kamban-teny rehetra  5 akay itsiana

Fivaditsoratra  itsiana, 6 sataiñy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09