|
|
|
|

Teny iditra1  itsipahana
Fototeny  2 tsipaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#782]
Ohatra  4  Izao fandalinana izao dia tsy natao velively itsipahana ny maha-masi-mandidy ny firenena amin' ny fisafidianana izay vahiny tiany honina eto amin' ny firenena. [4.27#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ipatsihana, itsipahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12