|
|
|
|

Teny iditra1  itỳ
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 this quite close (in sight) [1.7]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 7 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17