|
|
|
|

Teny iditra1  ivantanana
Fototeny  2 vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#811]
Ohatra  4  Ny hany ahitana, dia mpivaro-mandeha na mpivarotra amin' ny tanàn-dehibe sasany, izay efa misy mahalala ka ivantanana rehefa tonga ny akory sy akory. [2.472#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12