Entry | 1 ivarotana |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 varotra |
Morphology |
|
Examples |
8 [1.3] Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) 9 [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. 10 [2.472] Sotro no nivarotana ny sira sy siramamy tamin' izany. 11 [2.996] Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ivarotana |
Illustrations |
|
Anagrams | 14 Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |