|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ivelezana |
| Fototeny | 2 vely |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#823] |
| Ohatra |
4 Itondrana faneva, ampiam-bozonina voasary mamy, ivelezana amponga.
[1.437#]
5 Raha misy ady, na zava-dehibe hafa mitranga, dia kohina antsoina ny olona, na ivelezana amponga. [2.508#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|