|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ivelomana |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#824] |
| Ohatra |
4 Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana.
[2.606#]
5 ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. [1.369#] 6 Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 fandraisana tsiron-javatra hivelomana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|