|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ivoho
Fototeny  2 voho
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 behind, on the back side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 par derrière [1.3, 1.8]
7 derrière, au dos, au revers [1.8]
Ohatra  8  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
9  fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895]
10  Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18  ivoho
Fototeny  19 voho
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 réciproque [1.13]
Voambolana  22  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  ivoho, 23 ovohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17