|
|
|
|

Teny iditra1  izahay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka
4 manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
5 Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
6 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy
7 olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
8 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 We (excluding the person addressed).
10 Compare isika. [1.2]
11 we (excluding those addressed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
13 nous (exclusif) [1.5, 1.8]
Mpanahaka  14  ay, 15  anay, 16  nay
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17