Entry (1/2) | 1 izao |
Root | 2 io |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [1.1] |
Explanations in English |
5 this [1.7] |
Explanations in French |
6 celui-ci [1.8] |
Examples |
7 tahaka izao no fanao.
[2.245#]
8 Ady izao rehetra izao. [2.5#] |
All compound words | 9 9 combinations of this word |
Tables and plates |
10 All the pronouns |
Entry (2/2) | 11 izao |
Part of speech | 12 adverb [Full list] |
Explanations in English |
13 now [1.7] |
Explanations in French |
14 maintenant [1.8] |
Examples |
15 Bedao amin' izao!
[2.587#]
16 Ka maninona aho izao? [2.5#] |
All compound words | 17 2 combinations of this word |
Anagrams | 18 izao, 19 ozay, Ozay, 20 Ozia |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |