|
|
|
|

Teny iditra1  izatsony
Fototeny  2 itsony
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony" [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17