|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 izay |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
4 Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 who, whom, which, that
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui, que, à qui, à quoi
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/3) | 9 izay |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 now
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 maintenant
[1.8] |
| Mpanahaka | 13 izaytratra |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 15 izay |
| Sokajin-teny | 16 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 exclamation of approval; that's it !
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 c'est bien cela !
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 19 aizy, izay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|