|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy
4 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7 jabajaba

Teny iditra (2/3)8  jaba
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 very [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  jaba
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 tsabaka, fitsabahana [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  14 jabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17