|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jaingy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
4 Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12 jaingijaingy |
| Teny iditra (2/2) | 13 jaingy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 échasses, marcher sur les mains.
[Tankarana]
[1.19] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|