|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jaja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tomany mafy sady milelalela, tomanin-jaza efa manezakezaka erỳ [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5 jajajaja

Teny iditra (2/3)6  jaja
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 zaza, ankizy [Bara] [1.78]
9 zaza: Jaja tam-boavitsy fa tsy be jaja tam-po (zaza lavitry ny fo ka tsy mba tiana loatra) [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)10  jaja
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 zarany (anady, ets) [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17