Entry (Teny iditra) Jakoba
Part of speech (Sokajin-teny)   proper name (history) (anaran-tsamirery (tantara))
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Jakoba, zanak' i Zebedio
¶ Jakoba, zanak' i Alfeo [Baiboly]
English translation (Dikanteny anglisy)   James, the son of Zebedee
¶ James, the son of Alphaeus [Baiboly]
French translation (Dikanteny frantsay)   Jacques, fils de Zébédée
¶ Jacques, fils d'Alphée [Baiboly]
Vocabulary (Voambolana)  
Examples (Ohatra)   Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19]

Updated on 2012/03/23
A form to send us your comments