Entry | 1 jamaikanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1] |
Explanations in English |
4 jamaican [3.1] |
Explanations in French |
5 jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1] |
Vocabulary | 6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 jamaika |
Anagrams | 8 jamaikanina, 9 mijananaika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |