|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jangoranga |
| Singan-teny | 2 jango, 3 ranga |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Vaventy lava ne fa ratsy bika
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ny zatovo teo aloha efa jangoranga erý tsy mbola mahay mitafy lamba akory, fa misikintsikina eny ihany, ka efa makadiribe vao manambady.
[1.437#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|