|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 jao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ombalahy tsy vositra
[Tsimihety]
[1.1] 4 enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a bull which is huge in size and long-horned
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 un grand boeuf à longues cornes
[1.3] |
| Voambolana | 7 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 9 jao |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 sady avo no lehibe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 tall
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 grand
[1.3] |
| Tovy hevitra | 14 jaojao |
| Teny iditra (3/4) | 15 jao |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 repas en commun.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (4/4) | 18 jao |
| Sokajin-teny | 19 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 izany
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 21 ijao |
| Kamban-teny rehetra | 22 hanany jao |
| Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 24 ajo, jao, 25 Joa, joa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|