Entry | 1 japirona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |