Entry | 1 japoney |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1] |
Explanations in English |
4 Japanese [3.1] |
Explanations in French |
5 japonais, japonaise [1.13] |
Vocabulary | 6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 japana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |