|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 japy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 japy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 japy |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 (Comparer à jabihy). Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau.
[Tandroy]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|