|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jarika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lahinjiro voafono jabora, jiro fanilo fampiasan'ny taloha [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 chandelle des anciens [1.3]
5 chandelle des anciens, torche [1.13]

Teny iditra (2/2)6  jarika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fijoroana ela miandry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 durée, attente [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  jarika, 25 karajy, 26 Karija, karija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27