|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihetsika miedinedina, miandranandrana sy miavona. [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  5 jaijay

Teny iditra (2/4)6  jay
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8 Avonavona, anjonanjona, fanesoana [1.1]

Teny iditra (3/4)9  jay
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 zandry [Bara] [1.78]
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  13 zay

Teny iditra (4/4)14  jay    
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 vorona mangamanga be tabataba any Eoropa sy Amerika Avaratra [1.17]
Voambolana  17  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  18 ajy, jay, 19 jia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17