|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jeby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza amin' ny faritany avaratra ny vary ambolena aorian' ny fahavokaran' ny vary asara (fahavaratra); ny vary ambolena amin' ny main-tany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (comparer à jebijeby: action d'inonder un terrain). Mode de culture du riz qui considère à le semer directement dans un sol inondé et piétiné par les troupeaux sans faire de pépinière ni de repiquage. À ne pas confondre avec un nom de variété de riz (confusion fréquente).
[Betsimisaraka, Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 5 Toe-karena: fambolena |
| Kamban-teny rehetra | 6 vary jeby |
| Teny iditra (2/2) | 7 jeby |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Sahirana, voahelingelina, voakorontana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 bije, jeby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|