|
|
|
|

Teny iditra 1  jemby
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Mpanahaka  7  badenina, 8  farina, 9  Jambena, 10  jenjina, 11  mantsafofoka, 12  safotra, 13  tsy mahita izay ambonin' ny tany, 14  tsy mahita ny atsimo sy avaratra, 15  voan' ny tamberintany
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22