|
|
|
|

Teny iditra1  jenitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina erỳ; tsy manao fihetsehana firy ao anatin' ny haingo anaovana:
4 Jenitra erỳ Isambilonanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17