|
|
|
|

Teny iditra1  jeografia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika) [1.1]
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07