|
|
|
|

Teny iditra1  jeometria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokon-tsiansa ianarana mandinika momba ny erana sy ny karazan-tsary amam-bikan-javatra eo anivon' io erana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 geometry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 géométrie [1.8, 1.13]
Voambolana  6  Mathematika: (amin' ny ankapobeny) 7  Matematika: rafitsary
Mpanahaka  8  rafitsary
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09