|
|
|
|

Teny iditra1  jerijerena
Fototeny  2 jerijery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana. [2.4]
5  Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29