|
|
|
|

Teny iditra1  jery atrika
Singan-teny  2 jery, 3 atrika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 garde-à-vous [1.13]
Voambolana  7  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12