|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jihijihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaintainana noho ny aretina, tahaka ny fiafia, ohatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tremour, a quivering motion of the body from pain or cold [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 secousses, commotions, comme celle d'un mourant, agitation de tous les nerfs [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12  jihijihy
Fototeny  13 jihy
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  15 difficile, capricieux [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19