|
|
|
|

Teny iditra1  jinifa
Fototeny  2 jifa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 enlevé, dévoré, consumé [1.3#295]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voajifa

Fivaditsoratra  10 fijany, jinifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12