|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jio
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
4 Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)8  jio
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 vakim-bilana fakana afo [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  jio
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 fragment, têt, tesson. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  jio, 14 joy, 15 ojy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09