|
|
|
|

Teny iditra1  jioga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo efajoro mitohy amin' ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan' ny omby ka anerena azy hitarika ny sarety
4 Fahefana manery: Tao ambany jiogan' ny vahiny ny firenentsika nandritra ny enimpolo taona mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an ox-yoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 joug [1.8]
Voambolana  7  Toe-karena: fiompiana
Tsipelina hafa  8 zioga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17