| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 jobo | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 having a deep hollow [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 creux [1.8] | 
| Ohatra | 
6 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao!
[2.587#] 
 | 
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 4 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 9 jobo | 
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
11 Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra [1.1] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (3/3) | 18 jobo | 
| Sokajin-teny | 19 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
20 fifidianana [Bara]
 [1.78] | 
| Fivaditsoratra | 21 bojo, 22 jobo | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |