|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 jobo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 having a deep hollow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 creux [1.8]
Ohatra  6 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9 jobo
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/3)18 jobo
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 fifidianana [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  21 bojo, 22 jobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02