|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vovoka [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
4 fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis [1.3#297]
6 poussière [1.13]
Ohatra  7  Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio. [2.643]
8  Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao; [2.996]
9  Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  30  vovoka
Kamban-teny rehetra  31  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)32  jofo
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères. Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits (pinus etc.), de Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc. [1.196#II.89]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  36 menajofo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09