|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jojy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso [1.1]

Teny iditra (2/4)4  jojy
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  6 gras, replet, crasseux. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/4)7  jojy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/4)10  jojy
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 sasatra [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17