|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  joko
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 courbé [1.3, 1.8]
5 recourbé en bas, incliné [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/3)10  joko
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 bashful, timid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 timide [1.3, 1.8]
15 modeste par honte ou par crainte [1.3]
Kamban-teny rehetra  16 joko tsoriaka mahasambo-kary

Teny iditra (3/3)17  joko
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 fandeha miafina [Bara] [1.78]
Kamban-teny rehetra  20 joko tsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09