|
|
|
|
Teny iditra
1
jonetra
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
manjombona amin' alahelo, manjonitra, mitakoko sady mangina
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mijonetra
Anarana :
5
fanjonetra
,
6
fijonetra
,
7
mpanjonetra
,
8
mpijonetra
Mpamaritra :
9
manjonetra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19