|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 jongy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zaitra na vikavika amin' ny sisin-damba, dify
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ourlet
[1.19, 1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (2/3) | 16 jongy |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin' olona
[1.1] |
| Voambolana | 19 Ontam-po |
| Teny iditra (3/3) | 20 jongy |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 simba, levona
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 jingo, jongy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|