|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jorery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin' ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 The name of an insect, a species of cicada, that makes an exceedingly shrill sound [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Cigale [1.3, 2.415]
6 Cigale (plusieurs espèces dont Yanga grandidieri, Cicadidae) [1.5]
7 Cigale: Mikiririoka ny jorery, la cigale stridule [1.66]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  9  angoaka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)11  jorery
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  13 qui crie fort [1.3]
14 Se disait des gens criant fort [2.415]

Teny iditra (3/3)15  jorery
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 malahelo, manjoretra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 weak, feeble [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19 morne et faible ou débile [1.3]
20 un peu fou, dérangé, zinzin [1.60]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02